|
|
|
|

Teny iditra1  tsangan-kevitra
Singan-teny  2 tsangana, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
6 foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 idéologie [1.5#144]
8 doctrine [1.13]
Ohatra  9  Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123]
Voambolana  10  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12