Entry | 1 tsangan-kevitra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tsangana, hevitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana 5 [1.13] foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro |
Explanations in French |
6 [1.5#144] idéologie 7 [1.13] doctrine |
Examples |
8 [2.285#123] Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? |
Vocabulary |
9 Philosophy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |