|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsarapaka |
| Fototeny | 2 tsapaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|