|
|
|
|

Entry1  tsato-piso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] faminavinana tsy mifototra amin' ny zavatra mety hisy fa amin' ny kisendrasendra rano fotsiny
Elementary words  4  tsatoka, piso

Updated on 2024/12/07