|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsatsaingona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un
[1.3#755] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 16 tsatsaingoka |
| Mpanahaka | 17 tsaraingona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|