|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsefaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fendu [1.3, 1.196]
5 cassé, déchiré, crevassé, lézardé [1.3]
Ohatra  6  ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka. [2.313#]
7  Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina. [2.270#120]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)24  tsefaka
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 (allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae).
27 Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés.
28 On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  31 faketsa, 32 fatsake, 33 fetsaka, tsefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17