|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsena |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a market
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 marché
[1.3#758, 1.8] 6 bazar, la place du marché [1.3#758] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 tsena |
| Sokajin-teny | 15 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 action d'aller au-devant, à la rencontre de
[1.3#758] 18 action de rencontrer [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 27 antse, 28 senta, tsena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|