|
|
|
|

Teny iditra1  tsentsin-davaka
Singan-teny  2 tsentsina, 3 lavaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona omena izay raharaha na toerana rehetra banga fa tsy natao ho an' ireo toerana ireo akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12