|
|
|
|

Teny iditra1  tsianjery
Singan-teny  2 tsy, 3 jery
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 récitation [1.13]
Ohatra  7  tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532]
8  Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
9  Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470]
Tsipelina hafa  10 tsy

Fivaditsoratra  tsianjery, 11 tsy an-jery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02