|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tsibolo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 jereo dromatsy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 cil, poils
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 7 tsibolo |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 zavatra mitsilotsilo mandrakotra ny tsinay
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 villosité intestinale
[1.13] |
| Voambolana | 11 Haiaina |
| Teny iditra (3/4) | 12 tsibolo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 karazana fanday
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 chenille
[1.13] |
| Voambolana | 16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 17 tsibolobolo |
| Teny iditra (4/4) | 18 tsibolo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 (de volo : poils, duvet, se dit des jeunes poussins qui sont nus, sans duvet, à la naissance).
22 Par extension, nom des plantes sans feuilles : 23 Plumbago aphylla Bojer (Plumbaginaceae). 24 Vendu sur le marché aux herbes de Tananarive. 25 La décoction s'emploie en instillations et lotions de l'oeil en cas de conjonctivite ; aussi en gargarismes contre les gingivites. Anti-inflammatoire. [Merina] 26 Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). 27 Arbuste aphylle couramment employé à faire des balais. 28 Nom et identité relevés par A. Grandidier. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|