|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsifitofito |
| Fototeny | 2 fito |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza filaharana fito fito: Nalalaka ny arabe ka afaka nilahatra tsifitofito ny mpianatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sept à sept
[3.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|