|
|
|
|

Teny iditra1  tsifolofolo
Fototeny  2 folo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dix à dix [3.1]
Ohatra  6  Nangalana ny ankilany sy andaniny,
Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany
[2.576]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12