|
|
|
|

Teny iditra1  tsihifina
Fototeny  2 tsihika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany
5 Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela
6 (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [1.1]
Ohatra  7  na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika. [2.48]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 fihatsiny, tsihifina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12