|
|
|
|

Teny iditra1  tsikoko
Fototeny  2 koko
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 grime on the body, on garments, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 crasse [1.8]
7 crasse adhérente à la peau. Synonyme: tseroka [1.5]
Ohatra  8  ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra. [2.472]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09