|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsikombakomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona:
4 Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka samy hosazina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 entente pour le mal, connivence, conspiration
[1.3#768] 6 jeu des enfants se réunissant et s'amusant sous le même lamba [1.3#768] 7 conjuration, entente secrète entre plusieurs personnes, généralement pour organiser des razzias de boeufs dans d'autres villages [1.196] |
| Ohatra |
8 Ny anarany avy no voatonontonona etsy sy eroa moa va tsy niray tsikombakomba tamin-janany.
[2.470]
|
| Voambolana | 9 Kilalao |
| Mpanahaka | 10 kaomiberaka, 11 komahay |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 tsikombakomba |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 C'est un arbre indéterminé, à bois blanc, employé pour tailler des pirogues monoxyles.
17 On en faisait aussi des talismans pour ceux qui s'adonnaient au vol en bandes. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|