|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsikovoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano
[1.1] |
| Ohatra |
4 dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala.
[2.48]
|
| Voambolana | 5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 6 fangorinana |
| Kamban-teny rehetra | 7 tsikovopotsy |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|