|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsiloina
Fototeny  2 tsilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra
5 Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  tsiloina
Fototeny  11 tsilo
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina [1.1]
Ohatra  14  Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io. [2.472]

Fivaditsoratra  15 Silonita, 16 solitany, tsiloina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12