|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsiloly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fivalanana mandranoka rehefa voan'ny aretin-kibo
4 raha ôrganika maditidity mandrakotra ny taova sàsantsasany [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 excrément huileux
6 mucus, viscose [1.13] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8 tsilelo, tsiloniky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|