|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsimahalatsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana hafa ilazana ny tsimperifery [1.1]
4 (Piper borbonense) zavamaniry fahita any an'ala, misy voanymadinika an-tsalohiny
5 ka miloko mena rehefa masaka, mani-pofona, mamy am-boalohany fa masiatsiaka am-parany toy ny dipoavatra vahiny
6 ny tsirony, raha totoina dia afangaro amin'ny sakay voatoto matetika:
7 Eny amin'ny tsenan' ambamnivohitra matetika no ahitana ny tsimahalatsaka amidy. [1.62#1042]
Fanazavàna teny anglisy  [tsy mahalatsaka] 8 a climbing plant. Same as sakavirombato (Bets.), and tsimperifery [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 (de tsy : négation ; et mahalatsaka : que l'on peut avaler ; allusion à sa saveur brûlante). Suivant les régions :
10 C'est le nom donné aux Poivriers sauvages : Piper borbonense (Miq.) C. DC. cité par Grandidier, qu'il vaut mieux appeler Piper pyrifolium Vahl (description antérieure) et Piper pachyphyllum Baker (Piperaceae). Souvent appelés aussi tsimperifery . D'après Grandidier, leur décoction était administrée comme reconstituant dans les cas de grande fatigue. Le Dr Fontoynont (communication personnelle) la tenait pour spécifique des fièvres bilieuses hématuriques, complication fréquente à l'époque des accès de paludisme. [Merina, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  12 sakavirombato, tsimperifery
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)16  tsimahalatsaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (de tsy maha : qu'on ne peut pas ; et latsaka, ici dans le sens de laisser tomber à terre, gaspiller).Cissus microdonta f. deltoidea Desc. (Vitaceae).
19 Les fruits de ce cissus sont très appréciés et on s'efforce de les ramasser sans en perdre.
20 Nom et identité d'après Desc., dans Humbert, Flore de Madagascar, Vitaceae (1967), p. 102. [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17