| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 tsimatra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [1.1] 4 fantsika, hazo [Bezanozano] [1.78]  | 
| Ohatra | 
5 Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana.
[2.472] 
 | 
| Mpanahaka | 6 tsimaday | 
| Teny iditra (2/2) | 7 tsimatra | 
| Sokajin-teny | 8 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
9 (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Bezanozano, Merina, Tanala]
 [1.196] | 
| Voambolana | 10 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |