|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tsimondrimondry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fohy rantsan-tanana, izay sady kely no tsy tonga volana
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 tsimondrimondry |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Olona mitavozavoza, mikisinkisina
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 7 tsimondrimondry |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Karazan-kazo madinika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (sens général : qui a les doigts amputés et déformés comme ceux des lépreux. Allusion à la forme du tronc, irrégulier et renflé de ces espèces crassulescentes).
|
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|