|
|
|
|

Teny iditra1  tsinana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny volana vao miandoha, vao miverina miseho ho hita indray, rehefa avy maty: Tsinana afak' omaly ny volana ka efa hita kely anio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 at the new moon phase [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la nouvelle lune [1.8]
Voambolana  6  Haikintana
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 antsany, 10 antsina, tsinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17