|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsinapaka |
| Fototeny | 2 tsapaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, hono, ny tranon-dry zareo ato avaratra
5 Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan' ilay lambo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dans quoi on est entré, tombé ; qu'on a fait pénétrer, entrer
[1.3#753] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voatsapaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|