|
|
|
|

Entry1  tsindraindray
Part of speech  2  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy
Examples  5  [2.470] Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny.
6  [2.471] mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina tsindraindray ny fahasambarany.

Anagrams  7  nitsidradrany, tsindraindray

Updated on 2025/08/10