|
|
|
|
Teny iditra
1
tsindrihina
Fototeny
2
tsin
drika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Tafoana herana:
Notsindrihinao angaha ny tranonao
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
tsindrihina
, tsindrihiko, tsindrihinao, tsindrihiny, tsindrihintsika, tsindrihinay, tsindrihinareo, tsindrihin', tsindrihin-, tsindrihim-, tsindrihi-
6
Ny lasa :
notsindrihina, notsindrihiko, notsindrihinao, notsindrihiny, notsindrihintsika, notsindrihinay, notsindrihinareo, notsindrihin', notsindrihin-, notsindrihim-, notsindrihi-
7
Ny hoavy :
hotsindrihina, hotsindrihiko, hotsindrihinao, hotsindrihiny, hotsindrihintsika, hotsindrihinay, hotsindrihinareo, hotsindrihin', hotsindrihin-, hotsindrihim-, hotsindrihi-
8
Filaza mandidy :
tsindriho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12