|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindry ladina |
| Singan-teny | 2 tsindry, 3 ladina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 marcotage par couchage
[1.13] 7 Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. 8 Vient de tsindry : pression, contrainte. [1.196] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|