|
|
|
|

Teny iditra1  tsingala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibikely mivelona any anaty rano, mety hanaraka ny ranosotroina ka mahafaty raha voatelin' ny olona na biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a water bug thought to cause death if swallowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 insecte d'eau censé être vénéneux [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17