|
|
|
|

Teny iditra1  tsinombina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-balala [1.1]
Ohatra  4  raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[2.131]
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  6  valala
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 mibontsina, mibontsìna, tsinombina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27