|
|
|
|

Teny iditra1  tsinona
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitenin' ny ankizy entiny milaza antony anaovany zavatra iray: Izahay, tsinona, vonoiny ko! aiza izahay no tsy mba hamely? [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  5 Anontsy, 6 antsony, 7 sintona, tsinona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02