|
|
|
|

Teny iditra1  tsiny amam-pondro
Singan-teny  2 tsiny, 3 amana, 4 fondro
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro [2.285#159]
7  Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany [2.470#78]
8  fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao [2.654]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29