|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsipaky ny hehy |
| Singan-teny | 2 tsipaka, 3 hehy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|