|
|
|
|

Teny iditra1  tsipiho
Fototeny  2 tsipika
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsipihina [Fitanisana]
Ohatra  4  tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada [1.1]
5  tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]

Fivaditsoratra  6 pitsohy, tsipiho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10