|
|
|
|

Teny iditra1  tsipindy
Fototeny  2 pindy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin' ilay asiana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19