|
|
|
|

Teny iditra1  tsipisandry
Singan-teny  2 tsipy, 3 sandry
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1]
Tsipelina hafa  6 tsipy sandry

Fivaditsoratra  tsipisandry, 7 tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02