|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tsipoapoaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra vita amin' ny vanja nofonosina izay mipoaka nony arehitra ny lahiny: Apoapoakan' ny ankizy madinika ny tsipoapoaka rehefa amin' ny andro fetim-pirenena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 pétard marron
[1.3#784] |
| Kamban-teny rehetra | 5 tsipoapoabazaha |
| Teny iditra (2/5) | 6 tsipoapoaka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Zaitran' akanjo nasiana mibontsimbontsina mba ho haingony
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 bouillons de robe
[1.3#784] |
| Voambolana | 10 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (3/5) | 11 tsipoapoaka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Anaran-kazo izay mipoapoaka ny voniny rehefa hitsahina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Nom d'un arbre dont l'intérieur est creux
[1.3#784] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: hazo |
| Teny iditra (4/5) | 16 tsipoapoaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (de poakapoaka ). Cardiospermum halicacabum L. (Sapindaceae).
19 D'après Tabibo d'Ambato-Boeny, c'est une bonne plante médicinale. Son infusion est très amère. 20 Le nom malgache fait allusion au grand calice accrescent et vésiculeux qui enveloppe le fruit [Betsimisaraka, Sakalava Avaratra, Saint-Marien] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 23 tsipoapoaka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Nom donné par les éleveurs Betsileo travaillant à la ferme vétérinaire de Kianjasoa à :
26 Alternanthera sessilis (L.) R. Br. ex DC. (Amaranthaceae) récolté pour l'alimentation des animaux. 27 Le nom malgache, dans ce cas, est peut être une allusion à la faible valeur nutritive qu'on lui attribue. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 28 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 30 tsipaopaoka, tsipoapoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|