|
|
|
|

Teny iditra1  tsirangaranga
Fototeny  2 rangaranga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa
5 Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches
7 figuré: crainte [1.3]
8 (de la racine ranga : droit, dressé). État des végétaux touffus, dont les troncs ou les branches sont nombreux et entrelacés. Entrelacs des lianes caractéristique de certaines formations forestières. Ils sont censés être le refuge des esprits, fantômes, etc. [1.196]
Ohatra  9  Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [2.470]
10  Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  12  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09