|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsisy maso |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 misy, 4 maso |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ilazana ny olona lokilokin' ny hehy izaitsizy ka hifotrifotra mila tsy ho hita ny masony
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|