|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsitakonala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Omby ranjanana, avo dia [Betsileo] [1.1]

Teny iditra (2/3)4  tsitakonala
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anaran-kafa ilazana ny fisisika [1.1]

Teny iditra (3/3)7  tsitakonala
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (de tsy : négation ; takona : caché ; et ala : la forêt ; allusion à la grande taille de cet arbre « qui n'est pas caché par la forêt »).
10 Homalium laxiflorum (Tul.) Baill. (Salicaceae). Bon bois. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 atolantsika, tsitakonala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17