|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsitsihina
Fototeny  2 tsitsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anonontononana teny fanirian-tsoa, na ozona izay irina ho tonga amin' olona iray:
5 Tsitsihina ny zaza atao hasoavana [1.1]
Ohatra  6  dia nalao amy ny rano, dia notsitsihina [2.48]
7  fa hany mahafaka izao, ireto zaza tsitsihina. [2.857#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  tsitsihina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Karazana hazo (Dicoryphe viticoides) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 (de tsitsika : imprécations prononcées sur le poison d'épreuve quand on l'administrait ; ou bien, au contraire, bénédictions en vue de rendre un médicament favorable).
16 Nom donné à diverses plantes considérées comme de haute activité physiologique (poisons ou remèdes suivant le cas)
17 surtout Dicoryphe viticoides Baker (Hamamelidaceae) aux dires de Grandidier, Baron, Malzac, etc. Descheemaeker rapporte qu'on emploie surtout pour conjurer les maladies des jeunes enfants : anémie (fotsy rà) et alobotra : forme du Kwashiorkor [Merina, Betsileo]
18 D'après Grandidier, sur la côte Ouest, on désignerait d'autres espèces sous ce même nom. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17