|
|
|
|

Teny iditra1  tsivaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny) [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02