|
|
|
|

Teny iditra1  tsoa-tokana
Singan-teny  2 tsoaka, 3 tokana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsotra lava tsy misy famavany [1.1]
Ohatra  6  Taloha kelin' ny fotoam-pambolena, gaga ny olona tao an-tanàna, fa nikipaka tsoatokana daholo ny havoana manontolo. [2.472#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02