|
|
|
|

Teny iditra1 tsobohina
Fototeny  2tsoboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohin' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ
Itana robohina: Tsy azo tsobohina ity rano ity fa tena be voay mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9tsobohana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02