|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsoforana |
| Fototeny | 2 tsofotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany
5 Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy 6 Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 fanosotra, tsoforana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|