|
|
|
|

Teny iditra1  tsofy rano
Fototeny  2 tso-drano
Singan-teny  3 tsofy, 4 rano
Sokajin-teny  5  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsofin-drano [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  6 bénis, bénissez [3.1]
Ohatra  7  Aoka ho ahy ny tsiny fa tsofy rano aho [2.643#92]
8  tsofy rano mba ho tonga soa aman-tsara! [1.219]
9  Andriamanitra ô, tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay [0]
Mpanahaka  10  vavakaalohannysakafo

Fivaditsoratra  11 Ranofotsy, ranofotsy, tsofy rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27