|
|
|
|

Teny iditra1  tsonika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihalevonana ho tonga ranony, fiempoana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fusion [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  8  Fizìka
Tovy hevitra  9 fiempo, fitsonika

Fivaditsoratra  10 antsiko, 11 antsoky, 12 kaontsy, 13 kinotsa, 14 kitsona, 15 santoky, 16 tsikona, 17 tsinako, tsonika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19