|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tsoraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po:
4 Indrisy! mandalo tokoa izany taona! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 exclamation point
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 point d'exclamation (grammaire)
[1.5] |
| Voambolana | 7 Haiteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Mari-tsoratra sy marika hafa |
| Teny iditra (2/3) | 9 tsoraka |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 13 tsoraka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux.
16 Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé voloandotra (Betsimisaraka). [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 18 koartsa, 19 kosatra, 20 rotsaka, 21 satroka, 22 sokatra, 23 trosaka, tsoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|