|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsoritsoriny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny vody mangahazo na vomanga tsy mba botabota fa madinidinika ary marotsadrotsaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de tsoroaka : long et droit). Nom des tubercules (de manioc, etc.) qui deviennent longs mais n'épaississent pas ; tubercules de mauvaise venue. Les hybrides naturels de manioc à tubercule : Manihot utilissima Pohl et de Manihot glaziovii Müll. Arg. (Euphorbiaceae) , le manioc à caoutchouc, donnent de telles racines qui ne deviennent jamais des tubercules. On les cultive parfois comme fourrage car ils donnent une grande quantité de tiges feuillées.
[1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry |
| Tsipelina hafa | 6 tsorotsorony |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|