|
|
|
|

Teny iditra 1  TsyCoolKoly
Singan-teny  2 tsy, 3 cool, 4 koly
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny tetikasa TsyCoolKoly dia miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara.
7 Mifantoka amin’ireo endrika isehoan’ny kolikoly izay mahakasika ny besinimaro eo amin’ny fiainany andavanandro, ny tetikasa ary miantso ny olom-pirenena hitatitra izay nihatra taminy. [5.mg.http://www.tsycoolkoly.org]
Fanazavàna teny frantsay  8 Le projet TsyCoolKoly (TCK) a été initié avec pour objectif de contribuer à la lutte contre la corruption à Madagascar.
9 Le projet incite les citoyens à témoigner des cas de corruption dont ils sont victimes au quotidien, mais aussi lorsqu’ils ont rencontré des agents intègres. [5.fr.http://www.tsycoolkoly.org]

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06