|
|
|
|

Teny iditra1  tsy fanahy iniana
Singan-teny  2 tsy, 3 fanahy, 4 iniana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Raha misy soa mba ataony, dia tsy fanahy iniana, ary hihariharian'ny haratsiany no iafarany. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11