|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy kamboty kely fa kamboty lehibe |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 kamboty, 4 kely, 5 lehy, 6 be |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 ilazana ny zaza efa lehibe vao kamboty
9 ilazana ny olona mahalala ny lovantsofina navelan' ny razana [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|